Ny tombotsoan’ny « numérisation »
Tamin’ny taloha ary mbola mitohy ankehitriny : mameno efitrano maro ny taratasy, ankehitriny « disque dur » dia mahatahiry ireo rehetra ireo. Ny trano mety ho may na hianjera, ny disque dur koa mety ho simba kanefa amin’ny fitahirizana amin’ny haikajy (informatique) dia azo apetraka ny fomba fanavotana (système de sauvegarde). Ny « RECHERCHER » na fitadiavana : isan’ny tena tombotson’ny…