9:30 – E-Talk US Embassy – Ny Fivoaran’ny internet teto Madagasikara

Fil info, Teny Malagasy 0

Vahinin’ny fandaharan’ny pejy Facebook an’ny US Embassy Madagascar io dia i Rijaniaina RANDRIANOMANANA.

Lohahevitra : Ny Fivoaran’ny Internet teto Madagasikara sy ny vokatsoa entiny.

Rija Randrianomanana dia Consultant amin’ny fanovàna ara-haitao ara-kajy mirindra (Consultant en Transformation digitale), ary manana traikefa maherin’ny 13 taona amin’ny fampiroboroboana rindrankajy. Ny taona 2017 izy dia nandray anjara tamin’ny vatsim-piofanana YALI Mandela Washington Fellowship izay nokarakarain’ny Departemantam-panjakana Amerikana ka nahafahany nianatra tao amin’ny Skyline College ao Silicon Valley. Tamin’ny 2018 ary izy dia nanangana vondron’ny tia teknolojia antsoina hoe Google Developers Group Antananarivo izay mpikarakara isan-taona ny hetsika lehibe Fetin’ny Développeurs na « DevFest » eto Madagasikara.

A propos de l'auteur / 

rija

Laisser une réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs requis sont marqués. *

Autres articles

Haikajy Magazine

The first malagasy online magazine specially tackling ICT topics.

Suivez-nous sur Facebook